Posts

Showing posts with the label desambra

🌍 8 DESAMBRA - ANDRO MANERANTANY HO AN ’ NY TOETRANDRO 🌿 Natokana...

Dive into the essential details of 🌍 8 DESAMBRA - ANDRO MANERANTANY HO AN ’ NY TOETRANDRO 🌿 Natokana... that are shaping the discussion around facebook video. 8 DESAMBRA : ANDRO MANERANTANY HO AN’NY TOETRANDRO Natokana manokana ny andro androany hizarana sy anentanana antsika rehetra ny maha zava-dehibe ny toetrandro eo amin’ny fiainantsika zanak’olombelona. Mikorontana ny tontolo iainantsika ankehitriny vokatry ny fiovan’ny toetrandro ary voasokajy ho marefo amin’izany isika eto Madagasikara. Vokatry ny fahapotehan’ny ala sy ny fahalotoan’ny tontolo iainana ankehitriny no mahatonga izany fiovan’ny toetrandro izany. Miakatra ny hafanan’ny tany ary mikorontana ny toetry ny andro. Mifampiankina tanteraka ny toetrandro sy ny karazanjavamananaina ka ny fiarovantsika sy ny fitantanana ho lovainjafy azy ireo no fanoitra iray entina miatrika sy miady amin’ny fiovan’ny toetrandro. Isika taranaka ankehitriny izao sisa no antenaina hiantoka ny hoavin’ity planeta tany ity manoloa...